| Entry | 1 akohovavy |
| Elementary words | 2akoho, 3vavy |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Ny vavy amin' ny akoho. [1.1] |
| Explanations in English |
6 a hen [1.7] |
| Explanations in French |
7 poule [1.8] 8 [akôho vavy] poule [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Examples |
9 Dia nasiany akohovavy iray teo afovoany.
[2.298#17]
10 Hoy kosa ny akoholahy tamin' ny akohovavy : "Raha tsy hianao, dia lany ritran' ny lava-hoho ny zanako" [2.69#242] 11 Jereo ny biby, hoy indray izy, fa ny akoholahy no tsara volo noho ny akohovavy : ny vorondahy miraratra amin' ny lokony mahavariana, ary ny lambolahy dia voaravaky ny vombony mahafinaritra. [2.5#63] |
| Vocabulary | 12 Zoology: birds 13 Economy: breeding, farming |
| Illustrations |
|
| Anagrams | 14 akohovavy, 15 voahivoka |
| Updated on 2025/10/11 |
|